Genesisy 46:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Farany, dia hoy i Israely tamin’i Josefa: “Tsy mampaninona ahy intsony na ho faty aza aho,+ satria efa nifanatri-tava taminao aho, fa mbola velona ihany ianao.” Isaia 57:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+
30 Farany, dia hoy i Israely tamin’i Josefa: “Tsy mampaninona ahy intsony na ho faty aza aho,+ satria efa nifanatri-tava taminao aho, fa mbola velona ihany ianao.”
2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+