Matio 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.” Lioka 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa nandray enim-bolana ny kibony, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela+ ho any amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, any Galilia,
23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.”
26 Rehefa nandray enim-bolana ny kibony, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela+ ho any amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, any Galilia,