Salamo 119:99 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 99 Lasa lalin-tsaina mihoatra noho ny mpampianatra ahy rehetra aho,+Satria ny fampahatsiahivanao no saintsainiko.+ Matio 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Rehefa vitan’i Jesosy izany teny izany, dia nitolagaga+ ny vahoaka noho ny fomba fampianany. Marka 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nitolagaga ny olona noho ny fomba fampianany,+ satria nampianatra azy toy izay manana fahefana izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+ Jaona 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia gaga ny Jiosy, ka nanao hoe: “Ahoana koa no mba ananan’io fahaizana+ sy fahalalana hoatr’izany, nefa tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika izy?”+
99 Lasa lalin-tsaina mihoatra noho ny mpampianatra ahy rehetra aho,+Satria ny fampahatsiahivanao no saintsainiko.+
22 Nitolagaga ny olona noho ny fomba fampianany,+ satria nampianatra azy toy izay manana fahefana izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+
15 Dia gaga ny Jiosy, ka nanao hoe: “Ahoana koa no mba ananan’io fahaizana+ sy fahalalana hoatr’izany, nefa tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika izy?”+