Marka 5:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia niarina avy hatrany razazavavy ka nanomboka nandeha, fa roa ambin’ny folo taona izy. Raha vao nahita izany ny ray aman-dreniny, dia faly tsy nisy hoatr’izany.+ Asan’ny Apostoly 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fantatr’izy ireo tsara koa fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto+ tao amin’ny tempoly. Koa gaga izy ireo, ary zendana noho izay nitranga tamin-dralehilahy.
42 Dia niarina avy hatrany razazavavy ka nanomboka nandeha, fa roa ambin’ny folo taona izy. Raha vao nahita izany ny ray aman-dreniny, dia faly tsy nisy hoatr’izany.+
10 Fantatr’izy ireo tsara koa fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto+ tao amin’ny tempoly. Koa gaga izy ireo, ary zendana noho izay nitranga tamin-dralehilahy.