Matio 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nisy lehilahy maty tanana tao.+ Koa mba hiampangana an’i Jesosy, dia nanontany azy ny olona hoe: “Azo atao ve ny manasitrana amin’ny sabata?”+ Marka 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niditra tao amin’ny synagoga indray izy, ary nisy lehilahy maty tanana tao.+
10 Ary nisy lehilahy maty tanana tao.+ Koa mba hiampangana an’i Jesosy, dia nanontany azy ny olona hoe: “Azo atao ve ny manasitrana amin’ny sabata?”+