Marka 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niditra tao amin’ny synagoga indray izy, ary nisy lehilahy maty tanana tao.+ Lioka 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny sabata+ hafa indray, dia niditra tao amin’ny synagoga izy ary nampianatra. Ary nisy lehilahy maty tanana ankavanana tao.+
6 Tamin’ny sabata+ hafa indray, dia niditra tao amin’ny synagoga izy ary nampianatra. Ary nisy lehilahy maty tanana ankavanana tao.+