Levitikosy 25:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Aza maka zanabola na tombony aminy rehefa mampisambotra azy,+ fa matahora an’Andriamanitrao,+ mba ho velona eo aminao ny rahalahinao. Deoteronomia 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany.
36 Aza maka zanabola na tombony aminy rehefa mampisambotra azy,+ fa matahora an’Andriamanitrao,+ mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
8 Fa tokony hanokatra ny tananao aminy ianao ka halala-tanana,+ dia hampisambotra azy sady haka antoka, ary hanome azy izay ilainy nefa tsy ananany.