FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Raha toa ianao mampisambo-bola ny oloko ory izay miara-monina aminao,+ dia aza manao toy ny mpanjana-bola. Aza mangataka zanabola aminy.+

  • Levitikosy 25:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Aza maka zanabola rehefa mampisambotra,+ na maka tombony rehefa mampisambotra sakafo.

  • Deoteronomia 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Azonao akana tombony ny hafa firenena+ rehefa mampisambotra azy ianao, fa ny rahalahinao kosa aza akana,+ mba hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao amin’izay rehetra ataonao eo amin’ilay tany izay halehanao sy halainao ho fanananao.+

  • Salamo 37:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Miantra olona mandrakariva izy ka mampisambotra,+

      Koa hahazo fitahiana ny taranany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara