Matio 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ren’i Jaona tany am-ponja+ ny asa nataon’i Kristy. Koa naniraka ny mpianany izy Jaona 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tonga teo amin’i Jaona àry izy ireo ka nanao hoe: “Raby ô, hitanao moa ilay lehilahy niaraka taminao teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana iny, dia ilay nambaranao iny?+ Manao batisa izy ary mankany aminy daholo ny olona.”+
26 Tonga teo amin’i Jaona àry izy ireo ka nanao hoe: “Raby ô, hitanao moa ilay lehilahy niaraka taminao teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana iny, dia ilay nambaranao iny?+ Manao batisa izy ary mankany aminy daholo ny olona.”+