14 Dia ho toerana masina Izy,+ nefa koa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ho an’ny fanjakana roan’ny Israely, sady ho vela-pandrika sy fandrika ho an’ny mponin’i Jerosalema.+
34 Nitso-drano azy ireo i Simeona, nefa hoy izy tamin’i Maria renin’ilay zaza: “Ity zaza ity no atao ho fandavoana+ sy fananganana ny maro amin’ny Israely,+ sady ho famantarana hohamavoin’ny olona+