FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy ny navalin’i Simona Petera: “Ianao no Kristy,+ Zanak’ilay Andriamanitra velona.”+

  • Lioka 4:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro,+ ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireo ka tsy navelany hiteny,+ satria fantatr’ireo+ fa izy no Kristy.+

  • Jaona 1:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nahita an’i Simona rahalahiny, aloha i Andrea, ka nanao hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—na Kristy,+ raha adika.

  • Jaona 6:69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 69 Ary izahay efa mino sy mahalala fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara