Lioka 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa Mpamonjy+ no teraka ho anareo androany ao an-tanànan’i Davida,+ dia i Kristy Tompo.+ Lioka 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Fa misy zavatra iombonanay aminao angaha moa,+ ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra e!”+
34 “Fa misy zavatra iombonanay aminao angaha moa,+ ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra e!”+