Marka 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+ Lioka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa hoy ilay anjely: “Ho tonga aminao ny fanahy masina+ ary ny herin’ny Avo Indrindra hanaloka anao. Izany no antony hiantsoana an’ilay haterakao hoe masina,+ Zanak’Andriamanitra.+ Lioka 4:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro,+ ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireo ka tsy navelany hiteny,+ satria fantatr’ireo+ fa izy no Kristy.+
24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+
35 Fa hoy ilay anjely: “Ho tonga aminao ny fanahy masina+ ary ny herin’ny Avo Indrindra hanaloka anao. Izany no antony hiantsoana an’ilay haterakao hoe masina,+ Zanak’Andriamanitra.+
41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro,+ ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireo ka tsy navelany hiteny,+ satria fantatr’ireo+ fa izy no Kristy.+