Matio 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Ry taranaka+ tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no tsy maintsy mbola hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.” Marka 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoy ny navaliny azy ireo: “Ry taranaka+ tsy manam-pinoana, mandra-pahoviana no tsy maintsy mbola hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.”+
17 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Ry taranaka+ tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no tsy maintsy mbola hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.”
19 Hoy ny navaliny azy ireo: “Ry taranaka+ tsy manam-pinoana, mandra-pahoviana no tsy maintsy mbola hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.”+