Efesianina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ianareo no novelomin’Andriamanitra na dia fony mbola maty tao amin’ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+ 1 Timoty 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay mpitondratena manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo+ kosa dia efa maty+ na dia mbola velona aza.
2 Ary ianareo no novelomin’Andriamanitra na dia fony mbola maty tao amin’ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+
6 Fa izay mpitondratena manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo+ kosa dia efa maty+ na dia mbola velona aza.