Ohabolana 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manota izay manao tsinontsinona ny namany,+ fa sambatra kosa izay miantra ny ory.+ Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+ Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+
6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+