Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ Jaona 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aza miasa hahazoana sakafo mety simba,+ fa miasà kosa hahazoana sakafo maharitra izay mitondra fiainana mandrakizay,+ dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase ho mariky ny fankasitrahany azy.”+
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
27 Aza miasa hahazoana sakafo mety simba,+ fa miasà kosa hahazoana sakafo maharitra izay mitondra fiainana mandrakizay,+ dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase ho mariky ny fankasitrahany azy.”+