32 Io voa io tokoa no bitika indrindra amin’ny voa rehetra. Rehefa maniry anefa izy, dia izy no anana lehibe indrindra ka tonga hazo. Koa tonga ny voro-manidina+ maka toerana eo amin’ny sampany.”+
32 Rehefa voafafy anefa izy, dia maniry ka tonga lehibe noho ny anana hafa rehetra sady misy rantsany vaventy,+ hany ka afaka mitoetra eo ambany alokalony ny voro-manidina.”+