FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 19:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary hoy ny navalin’i Petera azy: “Izahay efa nahafoy ny zava-drehetra ary nanaraka anao, koa inona no ho azonay?”+

  • Lioka 9:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Dia hoy i Jesosy: “Tsy misy olona mitana angadinomby+ ary mitodika any aoriana,+ ka mendrika ny fanjakan’Andriamanitra.”

  • Filipianina 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izay nataoko ho tombony anefa dia heveriko kosa ho fatiantoka noho ny amin’i Kristy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara