FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 nefa manetry tena+ ny oloko+ izay antsoina amin’ny anarako,+ ka mivavaka+ sy mitady ahy+ ary miala amin’ny lalan-dratsiny,+ dia hihaino any an-danitra aho+ ka hamela ny fahotany+ ary hanasitrana ny taniny.+

  • Salamo 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+

      Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+

      Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.

  • Ohabolana 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+

  • Lioka 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+

  • 1 Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika,+ dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara