FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ho avy ny fotoana, eny, tonga ankehitriny ny fotoana handrenesan’ny maty+ ny feon’ny+ Zanak’Andriamanitra, ary ho velona izay nihaino.+

  • Romanina 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary aoka ny vatanareo tsy hatolotrareo ho an’ny ota+ ho fitaovam-piadian’ny tsy fahamarinana.+ Fa atolory ho an’Andriamanitra kosa ny tenanareo izay toy ny efa maty fa velona ankehitriny,+ eny, atolory azy ny vatanareo ho fitaovam-piadian’ny+ fahamarinana.

  • Efesianina 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ianareo no novelomin’Andriamanitra na dia fony mbola maty tao amin’ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+

  • Efesianina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 no namelomany antsika niaraka tamin’i Kristy, na dia fony mbola maty tao amin’ny helotsika+ aza isika.—Hatsaram-panahy tsy manam-paharoa no namonjena anareo.+—

  • Apokalypsy 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny+ fiangonana atsy Sardisy: Izao no lazain’ilay manana ny fanahy+ fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito:+ ‘Fantatro izay ataonao, fa malaza ho velona ianao, nefa maty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara