Lioka 1:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Feno fanahy masina*+ i Zakaria rainy, ka naminany+ hoe: Lioka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nisy lehilahy atao hoe Simeona tany Jerosalema, ary olo-marina sy matahotra an’Andriamanitra izy. Niandry ny fampiononana+ ny Israely izy. Ary tao aminy ny fanahy masina. Asan’ny Apostoly 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy feo mafy tonga tampoka avy tany an-danitra toy ny rivotra mahery nifofofofo, ka nanenika ilay trano nipetrahan’izy ireo.+ Asan’ny Apostoly 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.
25 Nisy lehilahy atao hoe Simeona tany Jerosalema, ary olo-marina sy matahotra an’Andriamanitra izy. Niandry ny fampiononana+ ny Israely izy. Ary tao aminy ny fanahy masina.
2 Ary nisy feo mafy tonga tampoka avy tany an-danitra toy ny rivotra mahery nifofofofo, ka nanenika ilay trano nipetrahan’izy ireo.+
4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.