Matio 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+ Asan’ny Apostoly 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary teo am-pandriana ny rain’i Poplio fa nanavy sady nivalan-dra. Dia nankao aminy i Paoly ary nivavaka sy nametra-tanana+ taminy ka nanasitrana azy.+
15 Koa nokasihin’i Jesosy ny tanany,+ ka niala tamin-dravehivavy ny fanaviany. Ary niarina izy ka nikarakara an’i Jesosy.+
8 Ary teo am-pandriana ny rain’i Poplio fa nanavy sady nivalan-dra. Dia nankao aminy i Paoly ary nivavaka sy nametra-tanana+ taminy ka nanasitrana azy.+