Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Injay koa nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako,+ izay sitrako.”+ Marka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako. Henoy izy.”+ Jaona 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hoy kosa i Jesosy: “Tsy ho ahy no nahatongavan’izany feo izany, fa ho anareo.+ 1 Jaona 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mandray ny fanambaran’olona isika,+ ny fanambaran’Andriamanitra dia mbola lehibe kokoa, satria izao no fanambarana ataon’Andriamanitra, dia ny fanambarany+ momba ny Zanany.
7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako. Henoy izy.”+
9 Raha mandray ny fanambaran’olona isika,+ ny fanambaran’Andriamanitra dia mbola lehibe kokoa, satria izao no fanambarana ataon’Andriamanitra, dia ny fanambarany+ momba ny Zanany.