Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+ Marka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: “Ianao no Zanako malalako, ianao no sitrako.”+ Jaona 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izaho mijoro ho vavolombelon’ny tenako ary ny Ray izay naniraka ahy mijoro ho vavolombeloko.”+ Jaona 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hoy kosa i Jesosy: “Tsy ho ahy no nahatongavan’izany feo izany, fa ho anareo.+ 1 Jaona 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mandray ny fanambaran’olona isika,+ ny fanambaran’Andriamanitra dia mbola lehibe kokoa, satria izao no fanambarana ataon’Andriamanitra, dia ny fanambarany+ momba ny Zanany.
5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+
9 Raha mandray ny fanambaran’olona isika,+ ny fanambaran’Andriamanitra dia mbola lehibe kokoa, satria izao no fanambarana ataon’Andriamanitra, dia ny fanambarany+ momba ny Zanany.