Matio 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary namaly azy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo sasany hoe: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+ Marka 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nalahelo mafy+ i Jesosy tao am-pony tao ka niteny hoe: “Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+ Jaona 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa namaly kosa ny Jiosy, ka nanao hoe: “Inona àry no famantarana+ hasehonao anay mba hanaporofoanao fa manana fahefana hanao izao ianao?” 1 Korintianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny Jiosy mangataka famantarana,+ ary ny Grika mitady fahendrena,+
38 Ary namaly azy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo sasany hoe: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
12 Koa nalahelo mafy+ i Jesosy tao am-pony tao ka niteny hoe: “Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy misy famantarana homena an’ity taranaka ity.”+
18 Fa namaly kosa ny Jiosy, ka nanao hoe: “Inona àry no famantarana+ hasehonao anay mba hanaporofoanao fa manana fahefana hanao izao ianao?”