Jaona 6:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ny fanahy no manome fiainana,+ fa ny nofo tsy mahasoa mihitsy. Ny teny nolazaiko taminareo dia avy amin’ny fanahy+ ary manome fiainana.+ Jaona 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+ Asan’ny Apostoly 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mandehana, ka mijoroa ao amin’ny tempoly, ary aza mitsahatra mitory amin’ny olona ny teny rehetra momba izany fiainana izany.”+
63 Ny fanahy no manome fiainana,+ fa ny nofo tsy mahasoa mihitsy. Ny teny nolazaiko taminareo dia avy amin’ny fanahy+ ary manome fiainana.+
3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+
20 “Mandehana, ka mijoroa ao amin’ny tempoly, ary aza mitsahatra mitory amin’ny olona ny teny rehetra momba izany fiainana izany.”+