19 Izao no fototry ny fanamelohana: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava,+ satria ratsy ny ataony.
19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao.+ Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+