Jaona 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy,+ satria nihevitra izy ireo fa nandika ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy+ amin’Andriamanitra.
18 Koa vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy,+ satria nihevitra izy ireo fa nandika ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy+ amin’Andriamanitra.