21 mba ho iray izy rehetra,+ tahaka anao Ray izay tafaray amiko, ary izaho tafaray aminao,+ mba ho tafaray amintsika koa izy ireo,+ ka hinoan’izao tontolo izao fa ianao no naniraka ahy.+
28 Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika,+ na andevo na tsy andevo,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany tafaray amin’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.+