Jaona 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Izany dia mba hahatanteraka ny teny efa nolazain’i Jesosy ny amin’ny fomba tsy maintsy hahafatesany.+ Asan’ny Apostoly 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+
32 Izany dia mba hahatanteraka ny teny efa nolazain’i Jesosy ny amin’ny fomba tsy maintsy hahafatesany.+
30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty,+ dia i Jesosy izay novonoinareo sy nahantonareo teo amin’ny tsato-kazo.+