Matio 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+ Jaona 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tahaka ny nanandratan’i Mosesy an’ilay bibilava+ tany an-tany efitra no tsy maintsy anandratana koa ny Zanak’olona,+ Jaona 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Izaho kosa anefa, rehefa hasandratra+ hiala amin’ny tany, dia hitaona ny karazan’olona rehetra ho amiko.”+
19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+
14 Tahaka ny nanandratan’i Mosesy an’ilay bibilava+ tany an-tany efitra no tsy maintsy anandratana koa ny Zanak’olona,+
32 Izaho kosa anefa, rehefa hasandratra+ hiala amin’ny tany, dia hitaona ny karazan’olona rehetra ho amiko.”+