Jaona 7:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ilay fanahy efa horaisin’ireo mino azy anefa no nolazainy tamin’izany. Fa mbola tsy nisy olona nomena ny fanahy,+ satria i Jesosy aza mbola tsy nomem-boninahitra.+ Jaona 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+
39 Ilay fanahy efa horaisin’ireo mino azy anefa no nolazainy tamin’izany. Fa mbola tsy nisy olona nomena ny fanahy,+ satria i Jesosy aza mbola tsy nomem-boninahitra.+
17 Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+