Jaona 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy anefa ny navalin’i Jesosy azy ireo: “Tonga ny fotoana hanomezam-boninahitra ny Zanak’olona.+ Jaona 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ eny, hanome voninahitra azy avy hatrany izy.
32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ eny, hanome voninahitra azy avy hatrany izy.