Jaona 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ eny, hanome voninahitra azy avy hatrany izy. Jaona 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+
32 Ary Andriamanitra mihitsy no hanome voninahitra azy,+ eny, hanome voninahitra azy avy hatrany izy.
17 Niandrandra ny lanitra+ i Jesosy rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+