FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Natolotry ny Raiko ahy ny zava-drehetra,+ ary tsy misy tena mahafantatra ny Zanaka afa-tsy ny Ray,+ na tena mahafantatra ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ny Zanaka hampiharihariana azy.+

  • Jaona 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+

  • Jaona 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy ihany ireo: “Aiza ny Rainao?” Ary hoy ny navalin’i Jesosy: “Samy tsy fantatrareo na izaho na ny Raiko.+ Raha nahalala ahy ianareo, dia ho fantatrareo koa ny Raiko.”+

  • 1 Jaona 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy.+ Raha mifankatia foana anefa isika, dia mitoetra ao amintsika Andriamanitra ary natao lavorary ao amintsika ny fitiavany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara