FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+

  • Jaona 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+

  • Jaona 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+

  • Jaona 5:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ny Ray izay naniraka ahy mihitsy koa no nanome porofo momba ahy.+ Mbola tsy nisy fotoana nandrenesanareo ny feony, na nahitanareo ny tarehiny.+

  • Jaona 6:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tsy nisy nahita ny Ray,+ afa-tsy ilay avy amin’Andriamanitra. Izy no nahita ny Ray.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara