FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo.

  • Jaona 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+

  • Jaona 6:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tsy nisy nahita ny Ray,+ afa-tsy ilay avy amin’Andriamanitra. Izy no nahita ny Ray.+

  • 1 Timoty 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.

  • 1 Jaona 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy.+ Raha mifankatia foana anefa isika, dia mitoetra ao amintsika Andriamanitra ary natao lavorary ao amintsika ny fitiavany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara