1 Jaona 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay mitandrina ny teniny+ kosa, dia natao lavorary ao amin’izany olona izany tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+ 1 Jaona 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy dia naterak’Andriamanitra,+ ary izay rehetra tia an’ilay niteraka dia tia an’ilay naterany koa.+
5 Fa izay mitandrina ny teniny+ kosa, dia natao lavorary ao amin’izany olona izany tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra.+ Izany no ahafantarantsika fa tafaray aminy isika.+
5 Izay rehetra mino fa i Jesosy no Kristy dia naterak’Andriamanitra,+ ary izay rehetra tia an’ilay niteraka dia tia an’ilay naterany koa.+