FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 mba hanamasinany azy,+ ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, amin’ny alalan’ny teny.+

  • Titosy 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nanolotra ny tenany+ ho antsika izy mba hanafahany+ antsika amin’ny karazana fandikan-dalàna rehetra sy mba hanadiovany+ firenena iray ho azy manokana,+ dia firenena mazoto amin’ny asa tsara.+

  • 1 Jaona 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+

  • 1 Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika,+ dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara