23 Ary ianao, ry Kapernaomy,+ hasandratra ho any an-danitra ve ianao? Any amin’ny Fasana*+ kosa no hidinanao,+ satria raha mba tany Sodoma no natao ny fahagagana natao tao aminao, dia ho naharitra mandraka androany izy.
31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka,+ ka hoy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, hanao famantarana+ maro noho ny vitan’ity lehilahy ity ve izy?”
47 Dia namory ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy+ ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo, ka nanao hoe: “Inona no hataontsika, fa manao famantarana maro iny lehilahy iny?+