Jaona 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manomboka izao dia milaza aminareo mialoha aho,+ ka amin’izay, rehefa mitranga tokoa izany, dia hino ianareo fa izaho no izy. Jaona 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ankehitriny dia efa nilaza taminareo mialoha aho+ mba hinoanareo rehefa mitranga tokoa izany.
19 Manomboka izao dia milaza aminareo mialoha aho,+ ka amin’izay, rehefa mitranga tokoa izany, dia hino ianareo fa izaho no izy.