Jaona 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manomboka izao dia milaza aminareo mialoha aho,+ ka amin’izay, rehefa mitranga tokoa izany, dia hino ianareo fa izaho no izy. Jaona 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny izany taminareo aho, ka rehefa mitranga izany, dia hotsaroanareo fa efa nilaza izany taminareo aho.+ “Tsy nolazaiko taminareo anefa izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.
19 Manomboka izao dia milaza aminareo mialoha aho,+ ka amin’izay, rehefa mitranga tokoa izany, dia hino ianareo fa izaho no izy.
4 Niteny izany taminareo aho, ka rehefa mitranga izany, dia hotsaroanareo fa efa nilaza izany taminareo aho.+ “Tsy nolazaiko taminareo anefa izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.