Matio 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mampitandrina anareo mialoha aho.+ Jaona 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ankehitriny dia efa nilaza taminareo mialoha aho+ mba hinoanareo rehefa mitranga tokoa izany. Jaona 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny izany taminareo aho, ka rehefa mitranga izany, dia hotsaroanareo fa efa nilaza izany taminareo aho.+ “Tsy nolazaiko taminareo anefa izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.
4 Niteny izany taminareo aho, ka rehefa mitranga izany, dia hotsaroanareo fa efa nilaza izany taminareo aho.+ “Tsy nolazaiko taminareo anefa izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.