26 Fa ny mpanampy, dia ny fanahy* masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, izy io no hampianatra anareo ny zava-drehetra, ary hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko taminareo.+
33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ ary nandray avy tamin’ny Ray ny fanahy* masina nampanantenaina,+ dia izy no nampilatsaka izao hitanareo sy renareo izao.