Matio 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.” Marka 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+ Marka 10:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nony reny fa i Jesosy avy any Nazareta no nandalo, dia nanomboka niantsoantso mafy izy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Jesosy, Zanak’i Davida ô!”+ Marka 14:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+
23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.”
24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+
47 Nony reny fa i Jesosy avy any Nazareta no nandalo, dia nanomboka niantsoantso mafy izy hoe: “Mba iantrao aho,+ ry Jesosy, Zanak’i Davida ô!”+
67 Ary raha vao nahita an’i Petera namindro izy, dia nibanjina azy tsara sady niteny hoe: “Ianao koa niaraka tamin’io Jesosy avy any Nazareta io.”+