12 Dia nangina ny rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy Paoly, izay nitantara ny famantarana sy ny zava-mahagaga maro nasehon’Andriamanitra, tamin’ny alalan’izy roa lahy, teo amin’ny hafa firenena.+
18 Fa tsy ho sahy hilaza na inona na inona aho, afa-tsy izay notanterahin’i Kristy tamin’ny alalako+ mba hankatoavan’ny hafa firenena.+ Eny, notanterahiny izany tamin’izay nolazaiko+ sy nataoko,