Matio 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ampianaro+ izy hitandrina+ izay rehetra nandidiako anareo.+ Ary homba anareo+ foana aho, mandra-pahatongan’ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity.”+ 2 Korintianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+
20 Ampianaro+ izy hitandrina+ izay rehetra nandidiako anareo.+ Ary homba anareo+ foana aho, mandra-pahatongan’ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity.”+
5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+