FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+

  • Lioka 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona+ ny firenena+ sady voninahitry ny Israely olonao.”

  • Asan’ny Apostoly 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary rehefa tonga tao izy roa lahy ka namory ny fiangonana, dia nitantara+ ny zavatra maro nataon’Andriamanitra tamin’ny alalan’izy ireo, sy ny nanokafan’Andriamanitra ny varavaran’ny finoana ho an’ny hafa firenena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara