Asan’ny Apostoly 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo. 1 Timoty 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza atao tsinontsinona izay nomena+ anao tamin’ny alalan’ny faminaniana,+ dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana+ taminao ny anti-panahy rehetra. 2 Timoty 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izany indrindra no antony ampahatsiahivako anao mba hataonao miredareda toy ny afo+ ilay fanomezan’Andriamanitra,+ izay noraisinao rehefa nametra-tanana taminao aho.+
23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo.
14 Aza atao tsinontsinona izay nomena+ anao tamin’ny alalan’ny faminaniana,+ dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana+ taminao ny anti-panahy rehetra.
6 Izany indrindra no antony ampahatsiahivako anao mba hataonao miredareda toy ny afo+ ilay fanomezan’Andriamanitra,+ izay noraisinao rehefa nametra-tanana taminao aho.+